Ampela (Shyn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
K'hanigna anio rah ny ampela ahLafa tsy tiagna sasy izy ambela ah yeah
Bomabomaka lava isan'andro oh
Ranomaso tsy aligny tsy atoandro oh
Nangalanao azy t@hendriny tagny tsy hijaly eh
Moramora fa tsy mety fomba ratinao levaly eh
Olombelogna izy miaigny maregny marary eh
Fo fitiavagny agnao no natonga azy tsy namaly eh
K'hanigna anio rah ny ampela ah
Lafa tsy tiagna sasy izy ambela ah yeah
K'hanigna anio rah ny ampela ah oh yeah
Oh marary ny aigny eh
Oh marary ny aigny eh
Nilokalokana tagny ampiandohagna ny hanaja sy ankatia
Zagnak'olo bolangigny tonga taminao nahia
Iha, salama saigna tsara tsy mamo
Kè nagnino ato tsaky madama oh
Nangalanao azy tamin'ny hendriny tagny tsy hijaly eh
Moramora fa tsy mety fomba ratinao levaly eh
Olombelogna izy miaigny maregny marary eh
Fo fitiavagny anao dila natonga azy tsy namaly eh
K'hanigna anio rah ny ampela ah
Lafa tsy tiagna sasy izy ambela ah
K'hanigna anio rah ny ampela ah oh yeah
Oh marary ny aigny eh
Oh marary ny aigny eh
Agnao magnan'anabavy eh
Ialao toetry mpamosavy
Koa havagnao atao anio
Tsy ho digninao tadidio
Agnao magnan'anabavy eh
Ialao toetry mpamosavy
Koa havagnao atao anio
Tsy ho digninao tadidio
K'hanigna anio rah ny ampela ah
Lafa tsy tiagna sasy izy ambela ah
K'anigna anio rah ny ampela ah oh yeah
Oh marary ny aigny eh
Oh marary ny aigny eh
--------
Rohy: