Mafy orina (Shyn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy diniko aby ny fotoagna
Lera za ti-hitraotra
Ny omaly mamy tsy tiako ho efa eh
Ny alina aza tsy mahakipy
Akeo mamisavisa
Fitiavako anao ho fetrany tsy ho hisy eh

Refrain: Tontoloko feno anoh
Tsisy mety zegny atao
Iz’koa lavitra anao ny fiainako tsoriko ho zava-poagna
Ny fo fanahy sy ny sisa
Foiko ho anoh paradisa
Zeh mbo fananako sarobidy tsy misy kwa fa ariako
Mandra-maty tsy miova ny faniriako: "ano"
Faniriako io ka mba aiko ho zah

Fitiavanao fitarik’andro
Mampahery sedra lavo
Fananako anoh no rehareako
Na aminao kay n’iza faly
Tsikinao azoko sary
Keh ketrika aza feonao reniko
Tsy vitsy ’reo panakiagna
Hanakivy ny foko tokanan-tany
Tsara izy satria ianao io lakile eh
Keh ze vavan’olo agny tsy amakiako loha f’efa anao
Tia ano zah baby
Yeah Yeah! tia anao zah yeah!

Keh ra misy ’zeh tsy faly ka higafy
Hozakaiko fasinanjy tsy hikasy
Na zovy na zovy teh hanimba tah handroba
Mafy horina tsy ho rava ty tsy hiova

Refrain: Tontoloko feno anoh
Tsisy mety zegny atao
Iz’koa lavitra anao ny fiainako tsoriko ho zava-poagna
Ny fo fanahy sy ny sisa
Foiko ho anoh paradisa
Zeh mbo fananako sarobidy tsy misy kwa fo ariako
Mandra-maty tsy miova ny faniriako "ano"
Faniriako ka mba aiko roh ho zah
Tontoloko feno anoh
Tsisy mety zegny atao
Iz’koa lavitra anao ny fiainako tsoriko ho zava-poagna
Ny fo fanahy sy ny sisa
Foiko ho anoh paradisa
Zeh mbo fananako sarobidy tsy misy kwa fa ariako
Mandra-maty tsy miova ny faniriako "ano"
Faniriako ka mba aiko roh ho zah

... feno anoh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Shyn
Vangy : 8074
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mcboy
Daty : 09/07/2008 13:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.073