TANDREMONAO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : Mamafy rivotra hijinja tadio
Tandremonao sao dia mba tratran’io
Ny voa nafafy tsy dimbjteg maintsy jinjaina
Koa mandehana fa aza malaina
1-Raha toa noana ny fahavalo
Dia mandehana omeo sakafo
Raha mangahetaheta ny namanao
Omeo rano izy ireo hosotroiny
2-Raha toa ka misy relb ireo mahantra
Dia mandehana omeo fiantrana
Raha toa ka misy ireo tononkira.serasera.org malemy
Dia mandehana hatanjao izy ireny
3-Ka mba fidio ny ecnhvm voa afafy
Ho masomboly tena voasedra
Dia hohitanao ny vokatr’io
Fa taona ziana ê! Ny fiainanao
A.Hery Razanakoto
Tandremonao sao dia mba tratran’io
Ny voa nafafy tsy dimbjteg maintsy jinjaina
Koa mandehana fa aza malaina
1-Raha toa noana ny fahavalo
Dia mandehana omeo sakafo
Raha mangahetaheta ny namanao
Omeo rano izy ireo hosotroiny
2-Raha toa ka misy relb ireo mahantra
Dia mandehana omeo fiantrana
Raha toa ka misy ireo tononkira.serasera.org malemy
Dia mandehana hatanjao izy ireny
3-Ka mba fidio ny ecnhvm voa afafy
Ho masomboly tena voasedra
Dia hohitanao ny vokatr’io
Fa taona ziana ê! Ny fiainanao
A.Hery Razanakoto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1485
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:10
