TANDREMONAO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : Mamafy rivotra hijinja tadio
Tandremonao sao dia mba tratran’io
Ny voa nafafy tsy maintsy jinjaina
Koa mandehana tononkira.serasera.org fa aza malaina
1-Raha toa noana ny fahavalo
Dia mandehana omeo sakafo
Raha mangahetaheta ny tijj namanao
Omeo rano izy ireo hosotroiny
2-Raha toa ka zlcz misy ireo mahantra
Dia mandehana omeo fiantrana
Raha toa ka misy ireo malemy
Dia mandehana hatanjao izy ireny
3-Ka mba fidio ny voa afafy
Ho masomboly tena voasedra
Dia hohitanao ny vokatr’io
Fa taona ziana ê! wlkzsxgm Ny fiainanao
A.Hery Razanakoto
Tandremonao sao dia mba tratran’io
Ny voa nafafy tsy maintsy jinjaina
Koa mandehana tononkira.serasera.org fa aza malaina
1-Raha toa noana ny fahavalo
Dia mandehana omeo sakafo
Raha mangahetaheta ny tijj namanao
Omeo rano izy ireo hosotroiny
2-Raha toa ka zlcz misy ireo mahantra
Dia mandehana omeo fiantrana
Raha toa ka misy ireo malemy
Dia mandehana hatanjao izy ireny
3-Ka mba fidio ny voa afafy
Ho masomboly tena voasedra
Dia hohitanao ny vokatr’io
Fa taona ziana ê! wlkzsxgm Ny fiainanao
A.Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYHits : 1536
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:10
