Za marary (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oya e, oya e
Za marary e
Oya e, oya e
Tara aminao za màmany e (x2)

Mararirary aho rehefa tena tia
Miantso lava aho mandany crédit
Malahelo anao aho
Te ahita anao aho
Te hiar'anao zao zao aminao aho

Rehefa tonga anefa ny andro malàza
Tsy ahita kôzy aho, tsy ahita ambara
Dia hipitrapitra eo aho, hy tsiriritra eo aho
Hilela molotra tsy hakasika an' ndry

Fiv: Oya e(oya e), oya e (oya e)
Za marary e
Oya e (oya e), oya e (oya e)
Tara aminao za màmany e (x2)

Nahanofy ao oe ianao no manolaona
Ny ampitsoko iny rehetra enao eo foana
Hiteraka aminao aho
Hanambady anao aho
Hanagana ny ho aviko eo anilanao aho

Indrisy anefa nofinofy iany zany
Fa vao omaly ary aho tsy nahita havaly
Môna sady kinà aho
Maina sady sina aho
Lasa mborona aho mijery anao

Fiv: Oya e (oya e), oya e (oya e)
Za marary e
Oya e (oya e), oya e (oya e)
Tara aminao za màmany e (x2)

Fa vazo vazo sy hira hira any zany
Fa ra tsy ndondrona aho ka tratra any zany
Kôtiko foana iny
Na ho any na tsy ho any

Tena tara aloha ekeko mety tara
Nefa zany ndray de tsy aha lasa adala
Matoa tsy zaka iny zay
De efa tsy anjara

Mino anay nareo tsara tsara
Tsy mino anay nareo tsisy kafàra
Omenay "bonne chance" fa zay tsy "déranger"
Mamàny e

Fiv: Oya e (oya e), oya e (oya e)
Za marary e
Oya e (oya e), oya e (oya e)
Tara aminao za màmany e (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 11448
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : papoosy
Daty : 23/04/2011 23:40
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0512