Lovan-dRamampiherika (Sahondrafinina zanany)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hono ho aho rey vahoaka tonga aty
Manao ahoana izato ianareo tompoko ô
Ela izay tsy eukgdnt nihaonana
Ka tonga mba hiarahaba anareo re izahay
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tsy isoronana ô

Fa kalokalo indray izao radada
No solom-pandraisan-tanana
Midoladola tononkira.serasera.org jjdr kely re izahay
Ho mariky ny fitiavana anareo
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tsy dddaubz isoronana ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sahondrafinina zanany
Vangy : 4078
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/06/2015 15:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03