Ampidiro aloha ny tenimiafina
Valalan'alika (Sadas groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:
[e! avjleeu valalan'alika e] [*2]
[valalan'alika ny tenintsika e!] [*2]
mahagaga sy mahavariana
ny tenin-drazana indray no ariana
ny vita tononkira.serasera.org gasy tsy rarahina
ahilikilika sy hariana
ref:
e! valalan'...
miangavy aho ry malagasy
mipoa-tsatroka miala tsiny
ireo vahiny tsy miafiafy
izy indray no miteny fdftdq gasy
ref:
e! valalan'...
ny zofdr teny baiko ny razantsika
lasa tsy rarahintsika
asandrato ny teny gasy
aza atao valalan'alika
ref:
e! valalan'...
[e! avjleeu valalan'alika e] [*2]
[valalan'alika ny tenintsika e!] [*2]
mahagaga sy mahavariana
ny tenin-drazana indray no ariana
ny vita tononkira.serasera.org gasy tsy rarahina
ahilikilika sy hariana
ref:
e! valalan'...
miangavy aho ry malagasy
mipoa-tsatroka miala tsiny
ireo vahiny tsy miafiafy
izy indray no miteny fdftdq gasy
ref:
e! valalan'...
ny zofdr teny baiko ny razantsika
lasa tsy rarahintsika
asandrato ny teny gasy
aza atao valalan'alika
ref:
e! valalan'...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sadas groupeHits : 1620
Likes : 1 Like
Created by : Fafanomezantsoa
Date : 21/03/2018 17:47
