SOA FIANATRA NY TENINAO (S.A.MI (Sekoly Alahady Mihira FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana))

https://tononkira.serasera.org/hira/s.a.mi-sekoly-alahady-mihira-fjkm-ambatolampy-antehiroka-fitiavana/soa-fianatra-ny-teninao

Izay mandinika ny Teny
No hahita soa tokoa
inona ary no omeny
fitahian'ny Ray Tsitoha

Ref:
Mamelona fanantenana
Ny Sekoly Alahadinay
Fianarana sy fahalalana
ny TenimasinTsiky dia ampyao ry Ray

Noho ireo fahalalana
Nianaranay tsy misy fetra
Mamelona fanantenana
Amin'ny ho avinay rehetra

Fanantenana tsy ho foana
Miaraka Aminao ry Ray
Jesoa zoky eo anoloana
Mpitari-dalana mahay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : S.A.MI (Sekoly Alahady Mihira FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)
Mpamaky : 160
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rakotoharifetrahaja
Tamin'ny : 18/07/2020 08:17:47
ID : 12897

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo