embona fanahy (ROSSINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ventsoko sisa mitambolona
tao anaty habakabaka mangina
ny hery sisa no angonina
fa hisedra faoriana

tsy laviko ny teninao
fa dcixui ho zakaiko hatramizao
efa anjarako ve? eny ekeko
ka kvvedx na mamy na mangidy
ry raiko ô! anao ny safidy
ka tononkira.serasera.org tsy handosirako ireo adidy

indrisy fa lasa ianao
ho tsaroako raha maraina
ny sento sisa no atao :
"miverena ry sombiniaina!"

ny ranomaso sy tomany
no tazomiko mangina
hisava ihany e, anefa izany
raha miverina ilay tina

réf (2 fois)

réf ltdz (2 fois)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ROSSINA
Visites : 291
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ROSSINA202612
Date : 02/04/2026 11:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0636