Tsidalaina (ROM'JT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noheveriko fa nateza ilay fiarahanay tononkira.serasera.org sy Tahina
Ai kisendrasendra ,izy efa nanana olotiana.
Efa mba nanaiky izy ny alin'ny atalata
Ny alaroby , ny alakamisy, zoma za voadaka
Za mba nanantena izy bhbsdrt ve sqrj de hvhjwkl amitaka ah
Ny atoandro ny asabotsy kay efa voadingana ah
Niezaka nanantany aho fa tsy mararahiny
Namoaka ny ato am-poko aho fa tsy hoe nanakiana

--------
Rohy: