MIANDRY HO'A ZAH (ROMEROLL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miandry ho ah zah (x3)
Tena miandry fa gasy (in-2)
Efa ela izay
no niandrasana
ora maromaro nefa tsy hita ianao
Efa tsindrin-daona
miandry ilay fotoana
Nefa hatramin'izao
Mbola tsy nihaona foana
Mitady fitia ve dia soparana
Sa setrasetra ny fitiavana
Ny tara-diavolana toa nanjavona
Tsy hitako intsony, izay hizorana
Miandry ho ah zah (x3)
Tena miandry fa gasy (in-2)
Tapa-kevitra aho
fa hiala pà, kanjo tonga ihany ianao dia nanatona aho
Dia niresaka, avy dia niaraka
dia nanal'azy ianao koa moa tsy nandà
ny ao anaty kosa dia midoboka
efa tsy nnxo nanantena, efa tononkira.serasera.org nionona
masoandro miposaka ny fahitako anao
ny rahona maintsy zrpywsa efa nesorinao
Faly ho duqkz ah zah (x2)
F'efa tonga ianao (in-2)
A/C: ROMEO/ROMEROLL
Tena miandry fa gasy (in-2)
Efa ela izay
no niandrasana
ora maromaro nefa tsy hita ianao
Efa tsindrin-daona
miandry ilay fotoana
Nefa hatramin'izao
Mbola tsy nihaona foana
Mitady fitia ve dia soparana
Sa setrasetra ny fitiavana
Ny tara-diavolana toa nanjavona
Tsy hitako intsony, izay hizorana
Miandry ho ah zah (x3)
Tena miandry fa gasy (in-2)
Tapa-kevitra aho
fa hiala pà, kanjo tonga ihany ianao dia nanatona aho
Dia niresaka, avy dia niaraka
dia nanal'azy ianao koa moa tsy nandà
ny ao anaty kosa dia midoboka
efa tsy nnxo nanantena, efa tononkira.serasera.org nionona
masoandro miposaka ny fahitako anao
ny rahona maintsy zrpywsa efa nesorinao
Faly ho duqkz ah zah (x2)
F'efa tonga ianao (in-2)
A/C: ROMEO/ROMEROLL
--------
Rohy:
