MIANDRY HO'A ZAH (ROMEROLL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miandry ho ah zah (x3)
Tena miandry fa gasy  (in-2)

Efa ela izay
no niandrasana
ora maromaro nefa tsy tononkira.serasera.org hita ianao

Efa tsindrin-daona
miandry ilay fotoana
Nefa hatramin'izao
Mbola tsy nkcngkz nihaona foana

Mitady fitia ve dia soparana
Sa setrasetra ny fitiavana
Ny tara-diavolana toa nanjavona
Tsy hitako intsony, izay hizorana

Miandry ho ah zah (x3)
Tena miandry fa gasy  (in-2)

Tapa-kevitra aho
fa hiala pà, kanjo fbgsrw tonga ihany ianao dia nanatona aho
Dia niresaka, avy dia niaraka
dia nanal'azy ianao koa moa tsy nandà

ny ao anaty kosa dia midoboka
efa tsy nanantena, efa nionona
masoandro miposaka fmuhv ny fahitako anao
ny rahona maintsy efa nesorinao

Faly ho ah zah (x2)
F'efa tonga ianao (in-2)

A/C: ROMEO/ROMEROLL

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ROMEROLL
Visites : 2016
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : romeroll
Date : 19/11/2012 13:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0831