AZA KIVY (ROMEROLL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka tsy nety zay hatao
tamin'ny fianana tsy nampoizina
mitraka fa aza tomany
aza kivy fa : LALAM-PIAINANA izany
indray andro anefa
mbola ho tojo izay niriana ianao
tsy hanenenao, ireo soa filmaiyb vitanao tononkira.serasera.org (x2)
Tsy misy nateraka vjan hijaly
Misy farany ny fiafiana eto an-tany
Mitsangana, mandehana aza malaina
Ho foana ny haizina
ho tonga ny maraina
indray andro anefa
mbola ho tojo izay niriana ianao
tsy hanenenao, ireo oqcf soa vitanao (x2)
o! o! o!
an! an!
Raha toa ka tsy nety izay natao
A/C: ROMEROLL/ Riana
tamin'ny fianana tsy nampoizina
mitraka fa aza tomany
aza kivy fa : LALAM-PIAINANA izany
indray andro anefa
mbola ho tojo izay niriana ianao
tsy hanenenao, ireo soa filmaiyb vitanao tononkira.serasera.org (x2)
Tsy misy nateraka vjan hijaly
Misy farany ny fiafiana eto an-tany
Mitsangana, mandehana aza malaina
Ho foana ny haizina
ho tonga ny maraina
indray andro anefa
mbola ho tojo izay niriana ianao
tsy hanenenao, ireo oqcf soa vitanao (x2)
o! o! o!
an! an!
Raha toa ka tsy nety izay natao
A/C: ROMEROLL/ Riana
--------
Lien:
