AZA KIVY (ROMEROLL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka tsy nety zay hatao
tamin'ny fianana tsy nampoizina
mitraka fa aza tomany
aza kivy fa : LALAM-PIAINANA sbtlgg izany
indray andro anefa
mbola ho tojo izay niriana ianao
tsy zaulvng hanenenao, ireo soa vitanao (x2)
Tsy misy nateraka hijaly
Misy farany ny fiafiana eto an-tany
Mitsangana, mandehana aza malaina
Ho foana ny haizina
ho tonga ny maraina zursb
indray andro anefa
mbola ho tojo tononkira.serasera.org izay niriana ianao
tsy hanenenao, ireo soa vitanao (x2)
o! o! o!
an! an!
Raha toa ka tsy nety izay natao
A/C: ROMEROLL/ Riana
tamin'ny fianana tsy nampoizina
mitraka fa aza tomany
aza kivy fa : LALAM-PIAINANA sbtlgg izany
indray andro anefa
mbola ho tojo izay niriana ianao
tsy zaulvng hanenenao, ireo soa vitanao (x2)
Tsy misy nateraka hijaly
Misy farany ny fiafiana eto an-tany
Mitsangana, mandehana aza malaina
Ho foana ny haizina
ho tonga ny maraina zursb
indray andro anefa
mbola ho tojo tononkira.serasera.org izay niriana ianao
tsy hanenenao, ireo soa vitanao (x2)
o! o! o!
an! an!
Raha toa ka tsy nety izay natao
A/C: ROMEROLL/ Riana
--------
Lien:
