Tsy takatry ny saina (Rojo ny Edena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takatry ny tononkira.serasera.org sainay
ny fitiavanao
ry Tompo tia uxgvpcju anay,
endrey ny tananao
mitantana anay
momba anay ary namonjy anay
hatrany(in_2)
     Ref:Tsy namelanay ruggn        irery tokoa ianao
       na dia sarotra sy        mafy izany lalana
       mahatoky hatrany
       ny fitiavanao
       izahay
       tsy tambonay
       tononina ny
       hasoavanao
       ka saotra no
    znwjw    hatolotray ho
       anao izao.
Voakapoka sy voalatsa
ianao JESO
nombohina noho ny helokay
niaritra ny mafy tokoa
ianao
namonjy anay,nanafaka anay izao

  Nanoratra sy feony:
NALY sy DOMOINA
  Mpihira:
ROJO NY EDENA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rojo ny Edena
Hits : 1938
Likes : 1 Like
Created by : edenagasy
Date : 12/10/2016 21:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351