Ny Fanantenako (Rivomanana6263)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1Ny fanantenako tsy ho levona mandrakizay
Dia ny hiaraka handova aminao ry Ray
Tsy mampaninona aloha zay fiainako anio
Fa izay no sitrakao ka ekeko am-po madio
Ref:Efa fantatrao ny fiainako,tsisy miafina aminao afvjgx ny fisainako
Ny fanantenako dia tsy mba ho foana hiaona aminao rehefa tonga ilay fotoana
2Voafidinao aho tfds mba ho zanaka tiana
Anao ny adiko fa izaho dia hangina
Izay tendrinao rehetra tsy tononkira.serasera.org maintsy ekena
Satria avy aminao anie ny famonjena
wxziaq .Ka na inona inona zavamiseho eto an-tany
Ny fanantenako anie tsy ho ravan'izany
Ka na aiza na aiza no aleha ninon'inona atao
Ny fanantenako anie napetrako aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rivomanana6263Vangy : 542
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivomanana6263
Daty : 29/08/2024 13:34