Miorena (Rivomanana6263)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miorena.Rivomanana6263
1Izaho sy ianao raha te handresy,dia tsy maintsy mbola miady
Ny làlantsika nefa èty,tery koa ny vavahady
Izay aleha toa malama feno fandrika sy akaso
Miasa mafy koa satana hampirotsa-dranomaso
Ref:Ka miorena e,,miorena e,miorena a
Fa n''inon'inona miseho ety handalo ihany io fa tsy ho zeeyzfw doria
Ka miorena e,,miorena e,miorena a
Lay famonjena no andeha jerena
Dia aza miala fa miorena
2 Ny devoly anie lazaiko anao,fa zdvjmxp mitady hanakivy
Arosony ho eo alohanao tononkira.serasera.org eo gwzjymaf ny mafaitra sy mangidy
F'ilay mandrakiza banjinina,io ihany aloha jerena
Izay ataony tsy maninona,tomoera tsar sy miorena
3Ny hafatra lazaiko anao anio izay mbola ato anaty vala
Sarobidy anie io toeranao io ka aza mihevitra ny hiala
Fa any ivelany any mantsy anie,Ranomaso sy tomany
Jesosy irery no fiadanana,ka aza miala eo izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rivomanana6263Vangy : 420
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivomanana6263
Daty : 29/08/2024 14:51