Ianao ihany (Rivomanana6263)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ihany..Rivomanana6263
1Ninon'inona hiseho tsy hampiova ny finoako
Na ranomaso aza indraindray,ianao ihany no ho tompoiko
Be ireo mankahala ahy,te tononkira.serasera.org handrava ny finoana
Mbola ianao ihany noekzko ho tompoina
Ref:Ianao ihany,ianao ihany Jesosy ô
Ianao ihany no ametrahako ny fanantenako
Ianao ihany,ianao ihany ho mandrakizay
Tsy misy atakaloko,ilay tompo tokana iray
2Fa ny làlako etÿ, fantatro fa mbola sarotra
Ao unqbtwya ireo ady sy ireo olana fa tsy asiako ady varotra
Fa ianao ihany ianao,no hany tena antenaiko
Satria ianao ihany,ianao ihany anie ilay Raiko
N'inoninona zava-miseho,teny dpqvr tokana omeko anareo
Aza miala am Jesosy izany
Fa izy fikirina hatrany hatrany
Na manenjika aza i satana,tsy maninona fa mandehana
Fahavalo efa resy izy ireny,ka hangina tsy afaka hiteny e
Ref:Na mahantra aza aho ety ambony tany
Tena ampy ho fahasambarako ianao ihany
Na tsy mitovy@hafa qleplk aza ny fiainako ety
Ny ahy ny tena antenaiko dia ilay mandrakizay doria ka:

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rivomanana6263Hits : 416
Likes : 0 Like
Created by : Rivomanana6263
Date : 29/08/2024 15:02