Ny Fanantenako (Rivomanana6263)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1Ny fanantenako tsy ho levona ytymp mandrakizay
Dia ny hiaraka handova aminao ry Ray
Tsy mampaninona aloha zay fiainako anio
Fa izay no sitrakao ka ekeko am-po madio
Ref:Efa fantatrao ny fiainako,tsisy miafina aminao ny fisainako
Ny fanantenako dia tsy mba ho foana hiaona aminao rehefa tonga ilay fotoana
2Voafidinao aho mba ho zanaka tiana
Anao ny adiko fa izaho dia hangina
Izay tendrinao rehetra hayyq tsy maintsy ekena
Satria avy aminao anie ny famonjena
rokrblwe .Ka na inona inona zavamiseho eto an-tany
tononkira.serasera.org Ny fanantenako anie tsy ho ravan'izany
Ka na aiza na aiza no aleha ninon'inona atao
Ny fanantenako anie napetrako aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rivomanana6263Hits : 626
Likes : 0 Like
Created by : Rivomanana6263
Date : 29/08/2024 13:34