Miorena (Rivomanana6263)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miorena.Rivomanana6263
1Izaho sy ianao raha te tononkira.serasera.org handresy,dia tsy maintsy mbola miady
Ny làlantsika nefa èty,tery koa ny vavahady
Izay aleha toa malama feno fandrika sy btvvpy akaso
Miasa mafy koa satana hampirotsa-dranomaso
Ref:Ka miorena e,,miorena e,miorena a
rvwvtz Fa n''inon'inona miseho ety handalo ihany io fa tsy ho doria
Ka miorena e,,miorena e,miorena a
Lay famonjena no andeha jerena
Dia ldvsx aza miala fa miorena
2 Ny devoly anie lazaiko anao,fa mitady hanakivy
Arosony ho eo alohanao eo ny mafaitra sy mangidy
F'ilay mandrakiza banjinina,io ihany aloha jerena
Izay ataony tsy maninona,tomoera tsar sy miorena
3Ny hafatra lazaiko anao anio izay mbola ato anaty vala
Sarobidy anie io toeranao io ka aza mihevitra ny hiala
Fa any ivelany any mantsy anie,Ranomaso sy tomany
Jesosy irery no fiadanana,ka aza miala eo izany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rivomanana6263Visites : 338
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rivomanana6263
Date : 29/08/2024 14:51