LASAN'OLONA IZY (Richie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tsapanao iny hoa ny nanaovanao ahy fa namirifiry e!
Nifindra toerana any an-kafa any ianao de za toa mangina e!
Any ianao,
tononkira.serasera.org any ianao,
any ianao hbkq hoa izaho malahelo
Lasan'olona izy e!
Efa lasan'olona izy e!
Efa lasan'olona izy e!
Tsara ianao iny fa mahaiza mamindra ewjnrr tsy ho potrak'eo a!
Ny ratsy vxxrfuxm natao mbola hivaly fa mitandrema a!
Ref (Any ianao...)
RICHIE

--------
Rohy: