Hatraiza (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana: Hatraiza,ny fitiavanao ahy lazao hatraiza..?
Hatraiza,ny fitiavanao ahy lazao hatraiza
Mbola hiantso ahy hoe zanakao ve ianao,rehefa mitanjaka aho,hitan'izao tontolo izao,fa maloto,maloto....
Fiv:
Ho lany ritra ve ny fahasoavanao,rehefa apetrapetrako ianao,satria ny ahy ny haiko atao de tlzuztm ny mandositra,mandositra...
Fiv:
Mbola ho eo hanangana ahy ve ianao?Rehefa tsy mety intsony aho satria leo,leo ahy sy bjwfyrpp leo anao..Tsy matoky...tsy matoky,hoe
Fiv:
Injay fa reko ianao×3 milaza amiko
Fa Ray be fitiavana ianao,zanaka,famelana heloka tononkira.serasera.org ianao,fanahy mitantana ahy,ianao,ianao×2
Fikiro aho fa tsy mafikitra anao,fikiro aho×2
chdk

--------
Link:
About this song
Artist : Reko - Fy & His BandHits : 6308
Likes : 0 Like
Created by : Rix23
Date : 25/09/2023 08:33