Imbala (Razafindralambo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mahita an'Imbala
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko
Fa Imbala no tiako ho hita
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy izy tsy akory ka nivonkona ny tsinaiko.
Ô ry ilay mijery, Ô ry izay mahita
Izay mahita an'Imbala
Tambazako accqwyxd ariary dimy
Ny vola tononkira.serasera.org tsy raharahiko ô
F'Imbala no tiako ho hita e
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy izy jfts tsy akory ka nivonkona ny tsinaiko.
hmvxfohy
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko
Fa Imbala no tiako ho hita
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy izy tsy akory ka nivonkona ny tsinaiko.
Ô ry ilay mijery, Ô ry izay mahita
Izay mahita an'Imbala
Tambazako accqwyxd ariary dimy
Ny vola tononkira.serasera.org tsy raharahiko ô
F'Imbala no tiako ho hita e
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy izy jfts tsy akory ka nivonkona ny tsinaiko.
hmvxfohy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RazafindralamboHits : 171
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 22/07/2026 08:35
