Zanahary mahery (Rantsana Fanantenana Fjkm Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aie Aïe Zanaharinay eh (×2)
Aïe aïe mahery eh, mahery Jesosy izay deraina hallelouia
1) Maro ity olombelo manompo vola sy harena
Mitoky amin'ny hery sy fahefana hwmfdupb voninahitra
Ataony foana ho toy ny tsy misy Ilay Andriamanitray e
Tompo mpanjakan'izao rehetra izao, mahery eh
Réf: Zanaharinay eh, nelwiyp mahery eh mahery eh (×4)
Vola sy harena mety ho lo, mety ho ringana avokoa
Volamena tsy hita lany, tsy lamorbyo entina any an-danitra any
Zahay tsy miala tononkira.serasera.org amin'i Zanahary eh mahery eh
2) Aza varimbariana foana amin'ny fiainana mandalo
Ny vola sy harena rendrarendra filan-dratsy koa
Miharia harena any an-danitra hoy Jesosy izay eh
Lova maharitra mandrakizay mahery eh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Fjkm Ambohibao AntehirokaVangy : 276
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : VonjisoaFy
Daty : 28/05/2025 21:31