Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miorena tsara (Rantsana Fanantenana Fjkm Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
umpmu Réf: Miorena tsara pwlpnf aza miova
Mahefa mandrakariva amin'ny asan'i Tompo
Tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanao tononkira.serasera.org aina ao amin'i Tompo
1) Misy ve ny mampanahy
Mampandreraka ny sainao
Miambena mivavaha
Tomoera tsara amin'ny finoana ianao
Réf: miorena tsara aza miova
2) Ry Kristy mpamonjiko
Mba ampio ireto olonao
Ampianaro hanompo
Sy mba hanao izay myflwpa sitrakao atao
Réf: miorena tsara aza miova.....
Mahefa mandrakariva amin'ny asan'i Tompo
Tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanao tononkira.serasera.org aina ao amin'i Tompo
1) Misy ve ny mampanahy
Mampandreraka ny sainao
Miambena mivavaha
Tomoera tsara amin'ny finoana ianao
Réf: miorena tsara aza miova
2) Ry Kristy mpamonjiko
Mba ampio ireto olonao
Ampianaro hanompo
Sy mba hanao izay myflwpa sitrakao atao
Réf: miorena tsara aza miova.....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Fjkm Ambohibao AntehirokaHits : 270
Likes : 0 Like
Created by : VonjisoaFy
Date : 28/05/2025 21:12
