Miorena tsara (Rantsana Fanantenana Fjkm Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: qxhdoza Miorena tsara tononkira.serasera.org aza pnwe miova
Mahefa mandrakariva amin'ny asan'i Tompo
Tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanao aina ao amin'i Tompo
1) Misy ve ny mampanahy
Mampandreraka ny sainao
Miambena mivavaha
Tomoera tsara amin'ny finoana ianao
Réf: miorena tsara aza miova
2) onmvf Ry Kristy mpamonjiko
Mba ampio ireto olonao
Ampianaro hanompo
Sy mba hanao izay sitrakao atao
Réf: miorena tsara aza miova.....
Mahefa mandrakariva amin'ny asan'i Tompo
Tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanao aina ao amin'i Tompo
1) Misy ve ny mampanahy
Mampandreraka ny sainao
Miambena mivavaha
Tomoera tsara amin'ny finoana ianao
Réf: miorena tsara aza miova
2) onmvf Ry Kristy mpamonjiko
Mba ampio ireto olonao
Ampianaro hanompo
Sy mba hanao izay sitrakao atao
Réf: miorena tsara aza miova.....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Fjkm Ambohibao AntehirokaVisites : 241
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : VonjisoaFy
Date : 28/05/2025 21:12
