Ambarao ry takariva (RANDRIANARIVELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
osxmgxa Ambarao ry takariva
O! ry takariva fahanginana
Ny habakabakao no satriko hanidinana
Sao ejytisxf klznzzj mba tsinjoko any ho any
Ilay tiako tononkira.serasera.org sady havako
Ilay naningotra ny foko sy fitiavako
Ambarao, ambarao, ambarao o! ry kintana irony
Izany foko manina 'ty ho'aho no tsy tsaroany
Aiza ny elatrao ry rahona mba hindramiko
Hizahako ilay tiako sady mamiko
Satriko aza ho eo anilany ny tenako
Ka ny tany hahafatesany no hilevenako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RANDRIANARIVELOHits : 5169
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 30/08/2002 18:59