Ambohimanga (Randiatsarafara Emilson sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba kanto loatra ity tanàna
Diavin'ny tongotray mazàna
Kanefa tsy mankaleo
Fa mainka kosa mamin'ny fo
Irin'ny saina hiverina, hatrany
Kindriandriana no fijereko asccvdfc anao
Amin'izato ala maintso, toy ny elo
Manalokaloka ny tavanao tononkira.serasera.org D.C.
Ambohimanga io
Rahatoa tsy fantatrao
Tazano sy diniho, rmnzqve izato endriny
Jerena xrhsm raha atoandro
Nofisina raha alina
Tsarovana raha lavitra
Io ilay Ambohimanga maminay
Diavin'ny tongotray mazàna
Kanefa tsy mankaleo
Fa mainka kosa mamin'ny fo
Irin'ny saina hiverina, hatrany
Kindriandriana no fijereko asccvdfc anao
Amin'izato ala maintso, toy ny elo
Manalokaloka ny tavanao tononkira.serasera.org D.C.
Ambohimanga io
Rahatoa tsy fantatrao
Tazano sy diniho, rmnzqve izato endriny
Jerena xrhsm raha atoandro
Nofisina raha alina
Tsarovana raha lavitra
Io ilay Ambohimanga maminay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Randiatsarafara Emilson sy ny tarinyVangy : 3033
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Chri
Daty : 23/07/2009 12:27
