Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ialao bala (Ramimi (les Rafrà))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Samborina ny eritreritra, sakanana bbkajpdv koa,tsy avela ho lasa lavitra aloha
Sao mamingana ka tononkira.serasera.org mila ahavaky ny fo,ka hikorontana ary ny loha
Tsy hanaiky hoa aho, n'inon'inona manadala ahy,
Ny fitapitaky ny fandrosoana, ialao bala dia manaraha pqxhk ahy.
Aoka ny andro anio, hokajiana tsy hampijaly, hatsaraina ihany koa ny omaly
Ny ampitso dia irina tsy ho toy ny androany, f'izay any aoriana dia aoka aloha hoany
Tsy hanaiky hoa aho....
Atrakao ny loha dia alamino ny saina , aoka ny molotrao mba tsy ho maina
Raha sanatria aza moa, yicr tsy tojo izay nantenaina, aoka kely hoa mba tsy hangaina
Tsy hanaiky hoa aho...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ramimi (les Rafrà)Visites : 1772
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dahfara
Date : 14/06/2017 07:48