Ialao bala (Ramimi (les Rafrà))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Samborina ny eritreritra, sakanana koa,tsy avela ho lasa lavitra pfoxofb aloha
Sao mamingana ka mila ahavaky ny fo,ka hikorontana ary ny loha
Tsy hanaiky hoa aho, n'inon'inona manadala ahy,
Ny fitapitaky ny fandrosoana, ialao bala dia manaraha ahy.
Aoka ny vazozmea lldpkv andro anio, tononkira.serasera.org hokajiana tsy hampijaly, hatsaraina ihany koa ny omaly
Ny ampitso dia irina tsy ho toy ny androany, f'izay any aoriana dia aoka aloha hoany
Tsy hanaiky hoa aho....
Atrakao ny loha dia alamino ny saina , aoka ny molotrao mba tsy ho maina
Raha sanatria aza moa, tsy tojo izay nantenaina, aoka kely hoa mba tsy hangaina
Tsy hanaiky hoa aho...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ramimi (les Rafrà)Hits : 1808
Likes : 0 Like
Created by : Dahfara
Date : 14/06/2017 07:48