Ialao bala (Ramimi (les Rafrà))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Samborina ny eritreritra, sakanana koa,tsy avela ho lasa lavitra aloha
Sao mamingana ka mila ahavaky ny fo,ka hikorontana ary ny loha
Tsy hanaiky hoa aho, n'inon'inona manadala ahy,
Ny fitapitaky ny fandrosoana, ialao bala dia manaraha ahy.
Aoka ny andro anio, hokajiana tsy hampijaly, hatsaraina oeml ihany koa tononkira.serasera.org ny omaly
Ny ampitso dia irina tsy ho toy evrz ny androany, f'izay any aoriana phrmcabs dia aoka aloha hoany
Tsy hanaiky hoa aho....
Atrakao ny loha dia alamino ny saina , aoka ny molotrao mba tsy ho maina
Raha sanatria aza moa, tsy tojo izay nantenaina, aoka kely hoa mba tsy hangaina
Tsy hanaiky hoa aho...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ramimi (les Rafrà)Hits : 1845
Likes : 0 Like
Created by : Dahfara
Date : 14/06/2017 07:48