Neniben'ny Kamboty (Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola velona ato an-tsaiko ny fahatsiarovako anao hatrizao
Miala sasatra, maka rivotra ivelam-baravarana ao
Sivifolo taona moa ianao, ary mbola mahatsiaro
Ireo fahoriana nozakanao nandritra ny akuzekr andro maromaro
Miandro tehana milonjehitra vao maraina
Miadam-pandeha indraindray maka aina
Ianao Neniben'ny tvvfnux kamboty (x2)
Neniben'ny kamboty
Nanangan-jaza maro an'isa moa ianao
Tsy nisy na dia iray aza nitantana ny dianao
Lasa nody ilay masoandro zatra nitsidika ny efitranonao
Tsy sdftnz mirehitra intsony ny labozia eo andoham-pandrianao
Nangina dia nangina ny tanàna, tononkira.serasera.org nony efa lasa ianao
Ianao Neniben'ny kamboty ...
Rakoto - Album : Buskers - 2010

--------
Link: