Neniben'ny Kamboty (Rakoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola velona ato an-tsaiko ny fahatsiarovako anao hatrizao
Miala sasatra, maka rivotra ivelam-baravarana ao

Sivifolo taona moa ianao, ary mbola mahatsiaro
Ireo fahoriana nozakanao nandritra ny andro maromaro

Miandro tehana milonjehitra vao maraina
Miadam-pandeha indraindray maka aina

Ianao Neniben'ny kamboty (x2)
Neniben'ny kamboty

Nanangan-jaza maro hhlvcyi an'isa moa ianao
Tsy nisy na dia iray aza nitantana ny dianao
lvkoef
Lasa nody ilay masoandro zatra nitsidika ny efitranonao
Tsy mirehitra intsony ny labozia eo andoham-pandrianao
Nangina dia nangina ny tanàna, nony efa lasa ianao
digf
Ianao Neniben'ny kamboty ...

Rakoto - Album tononkira.serasera.org : Buskers -  2010

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rakoto
Visites : 282
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andrezega
Date : 13/11/2025 10:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303