Ny Fiainana (Rajaonah Moratiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tononkira.serasera.org Fiainana dia mandalo
Tsy fantatra anefa fa maro ireo olona no tsy tia..
Tadidio anefa fa raha xhybim mbola eo Jesoa Kristy
Dia tsy xhxjklqd ho very mihitsy isika ety...
Handeha isika hiova..
Hiala zpkfsooe amin'ny ratsy fanao..
Ajanony ny FB sy ny ratsy fanao..
Tadidio fa fotoana fiovana izao..
Raha fitiavana aloha dia ajanony..
Fantaro ny fotony, fantaro ny tokony ho atao..
Fa sao haratra ka tsy tafaveriny intsony...
Mandalo zao fiainana izao ka ny Ratsy ajanony..
Moratiana Rajaonah

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rajaonah MoratianaHits : 686
Likes : 0 Like
Created by : lmora
Date : 01/07/2024 05:50