Efa lasanao (Pit Léo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa fantatrao malala 'lay fitiavako anao
Omeko anao daholo zay rehetra tianao
Betsaka ny bandy, tsy atakaloko anao
Ny fananako revenao dia zaraiko aminao
Omeko anao dahoooooooly e
Na n'hita na n'tsy hitan'ny masonao
'Meko anao dahooooolo e (omeko anao
daholo, omeko anao daholo)
Eny oa malala fa za mino anao
Nampiova ny toetrako ny fisianao
Raha takatro ny lanitra dia nomeko anao
Za tsy hampanantena anao ny zavatra tsy
ananako
Fa omeko anao daholo ny entana ananako
Ny zanatsika roa ampitondraiko ilay
anarako
Na dia mbola sipako ara antsoko enao oe
vadiko
Efa fantatrao malala ilay fitiavako anao
Omeko anao daholo zay rehetra tianao
Betsaka ny bandy tsy atakaloko anao
Ny fananako revenao dia zaraiko aminao
Omeko anao dahoooolo e
Na ny hita na ny tsy hitan'ny masonao
Omeko anao dahoooolo e (omeko anao
daholo, omeko anao daholo)
Fa betsaka ny sipa 'zay efa hitako tany e
F'enao hafa mintsy tamin'ireo ray
fokontany e
Vao maso nifanojo dia efa tara tamin'ise
aho
Enao 'rery no tiako hiantso anah oe
ramose a
Sokafy ny fonao fa tonga mandondona aho
Mitady anao hikozy aho hoe avia
manantona
Avia ampianariko
'Ndao hiara anao la vie
Hatrany an-tampon-dohanao ka hatrany
am-paladia
Efa fantatrao malala 'lay fitiavako anao
Omeko anao daholo 'zay rehetra tianao
Betsaka ny bandy tsy atakaloko anao
Ny fananako revenao dia zaraiko aminao
Omeko anao dahooooly e
Na n'hita na n'tsy hitan'ny masonao
Omeko anao dahoooolo e (omeko anao
daholo, omeko anao daholo)
Omeo anah daholo ara raha tena sitrakao
Hatramin'ny ao anatiny 'zay mbola tsy
hitako ao
Efa fantatrao malala 'lay fitiavako anao
Omeko anao daholo izay rehetra tianao
Betsaka ny sipa tsy atakaloko anao
Ny fananako revenao dia zaraiko aminao
Efa fantatrao malala 'lay fitiavako anao
Omeko anao daholo 'zay rehetra tianao
Betsaka ny bandy tsy atakaloko anao
Ny fananako revenao dia zaraiko aminao
Omeko anao dahooooolo e
Na ny hita na ny tsy hitan'ny masonao
Omeko anao dahooolo e (omeko anao
daholo, omeko anao daholo)
Abi, PitLéo & Mr Sayda
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pit Léo
Vangy : 4123
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mahfr16
Daty : 09/08/2016 20:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0714