Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY AIZA TSY AKORY (Perle sy Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aiza tsy akory tsy lavitra anao
Fa mbola mitepo ao anatiko ao
Fitiavana feno sy tsy mety maty
Toa afon’apombo, mirehitra anaty
Faingana, faingana avia ka tongava
Tsy aiza tsy akory fa ao lalandava
Koa avia miondàna tononkira.serasera.org eo an-tratrako havia
Fa hidanadana ho anao ’lay fitia
Refrain : Tsy aiza zrtkcuz tsy akory fa mbola variana
Tsy resy tsy akory fa mbola mangina
lahnjyfz Koa avia manatona fa tsy aiza tsy axijgv akory
F’ao anatiko ao izy mbola matory
Fa mbola mitepo ao anatiko ao
Fitiavana feno sy tsy mety maty
Toa afon’apombo, mirehitra anaty
Faingana, faingana avia ka tongava
Tsy aiza tsy akory fa ao lalandava
Koa avia miondàna tononkira.serasera.org eo an-tratrako havia
Fa hidanadana ho anao ’lay fitia
Refrain : Tsy aiza zrtkcuz tsy akory fa mbola variana
Tsy resy tsy akory fa mbola mangina
lahnjyfz Koa avia manatona fa tsy aiza tsy axijgv akory
F’ao anatiko ao izy mbola matory
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Perle sy GabhyHits : 3591
Likes : 1 Like
Created by : Narihe
Date : 02/12/2003 12:18
