Misaotra (Ymela) (Patrick Andrianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa misaina ny hatsaranao
ny fahatokianao isan’ qopiennq andro
fantatro fa tsy hoe:
mendrika aho handray fitiavana toy ny anao
Nefa mankasitraka aho
noho ny fahasoavanao
sy jsss ny nanoloranao ny ainao
tonga aho hihira fiderana ho Anao
ref:
(misaotra)
(misaotra)
lehibe ny fitiavanao
(misaotra)
(misaotra)
Tompo o
(iza moa aho)
iza moa aho
no hihira ho Anao
(hira fiderana ho anao)
hira fiderana ho Anao
ny ranao no nitondra fiovana (yeeee)
nanao lalana eo anatrehanay
Tsy afaka eo anatrehanao
(tsy afaka mba inbx hihira ho tononkira.serasera.org anao)
Tsy afaka mba hihira ho anao
raha tsy noho lay asanao teo kalvary (yeee)
izay no antony hiderako Anao
ref :
(misaotra)
(misaotra)
lehibe ny fitiavanao
(misaotra)
(misaotra)
Tompo o
ny fahatokianao isan’ qopiennq andro
fantatro fa tsy hoe:
mendrika aho handray fitiavana toy ny anao
Nefa mankasitraka aho
noho ny fahasoavanao
sy jsss ny nanoloranao ny ainao
tonga aho hihira fiderana ho Anao
ref:
(misaotra)
(misaotra)
lehibe ny fitiavanao
(misaotra)
(misaotra)
Tompo o
(iza moa aho)
iza moa aho
no hihira ho Anao
(hira fiderana ho anao)
hira fiderana ho Anao
ny ranao no nitondra fiovana (yeeee)
nanao lalana eo anatrehanay
Tsy afaka eo anatrehanao
(tsy afaka mba inbx hihira ho tononkira.serasera.org anao)
Tsy afaka mba hihira ho anao
raha tsy noho lay asanao teo kalvary (yeee)
izay no antony hiderako Anao
ref :
(misaotra)
(misaotra)
lehibe ny fitiavanao
(misaotra)
(misaotra)
Tompo o
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Patrick AndrianarivoHits : 3916
Likes : 0 Like
Created by : Donna santatra
Date : 24/04/2023 07:23
