You are here: home > Tononkira > Paris

Misaotra anao (Paris)

https://tononkira.serasera.org/hira/paris/misaotra-anao-1

Ilay alin'iny e,
Tena raikitra ao an-tsaiko fa ianao re ny tiako
Tsy hananako tsiny izay vitako taminao iny  
F'efa ianao anie ilay tokana, ianao re ny tiako, tiako.
Efa love aho, love aho,

Misaotra anao fa nomenao ahy
Ilay fitia ilay tena ilaiko
Misaotra anao nanome fitia
Ilay fitia avy ao am-po
Misaotra anao fa tsy mijaly intsony aho
Misaotra anao nanome fitia

Ianao tena tiako
Efa tena latsa-paka ilay fitiavako anao io,
IanaTsiky dia ampyo ilay safidy, anjarako
Anjara tandrify
Efa ianao ihany no finidin'ny foko
Efa love aho

Misaotra anao fa nomenao ahy
Ilay fitia ilay tena ilaiko
Misaotra anao nanome fitia
Ilay fitia avy ao am-po
Misaotra anao fa tsy mijaly intsony aho
Misaotra anao nanome fitia

Ilay alin'iny
Tena raikitra ao an-tsaiko f'ianao re ny tiako
Ianao ilay Safidy, anjara ho ahy irery
Efa ianao ihany no finidin'ny foko.

Anjarako, ho tanako



Tonony sy feony : Paris sy Alson

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Paris
Mpamaky : 733
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 29/05/2019 21:05:25
ID : 11762

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo