Tsy anjara (Paris)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa taiza ianao omaly iny
fa izaho aty mahare mangina
saika hiantso anao fa mba hoe menamenatra
dia lazao hoa rahoviana
mba tsy ho fanomezantsiny
tantara aloha ny antsika
fa tsy ho voasoratra

fa za hoa isan'andro tena mahatsiaro
ilay fitiavantsika aleo mba tsy hifangaro amin'ny hafa
fa antsika roa ihany
fa antsika roa ihany tsy ho zaraina fa tsika roa iany.

Dia mbola sahinao ve ilay hoe andao ahy
dia ho rava indray ilay fitia vao namelana
raha alahelo aloha ianao aza manahy
fa ho sitrana io raha hisy anolo toerana

Satria tsy anjara ny antsika
ekeko ianao no vadiko
fa ilay fitiavanao aloha mampanahy
izay vita rehetra niafiko
na dia hoe tsy fanany iniako
satria love loatra nefa marary
E! efa tsy anjara ny antsika..
Efa tsy anjara ny antsika ka aleo ho any e!

Azafady aminao, raha diso babonao
zah nga moa nanery anao hoe ity ny foko alaivo e!
Ka raha sitrakao, zao dia zao aho no hilazao
satria fanaka malemy anie raha zahay vehivavy e!

zahay koa anie hoa mba marary ka mba mila fitia
aiza ianao (x2) aloha mba hakana fy
Ho anenenanao anie reo vita



Tonony sy feony : Rak Roots & Arione Joy
Efa ny antsika tsy ho anjara fa ho rava
Dia mbola sahinao ve..

Dia mbola sahinao ve ilay hoe andao ahy
dia ho rava indray ilay fitia vao namelana
raha alahelo aloha ianao aza manahy
fa ho sitrana io raha hisy anolo toerana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Paris
Vangy : 3715
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 19/08/2016 17:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0839