Havaozy ry Tompo ( hira faneva 150taona FJKM Ambohimamory) (Oriela Maintimolaly FJKM Ambohimamory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Midera Anao izahay wedn izao ry Ray
Fa burpwv tratr'izao taon-jobily izao
Raiso re izany tononkira.serasera.org saotra aterinay
Ho Anao ry Tompo oh!
Ekeo ho Anao Ray oh!
2- Atolotray ny tenanay izao
Hanao izay sitrakao ry Tompo
Ho voninahitry ny Anaranao
Hanetry imeyogzf tena sy hanompo
3- Omeo hery ny mpanomponao
Hanavao ny fifankatiavanay
Ka hanatanteraka ny asanao
Ho orim_batonao mandrakizay
ref: Havaozy Tompo ny fiangonanao
Hifankatia sy hiasa ho Anao
Ny fanoloran-tena ataonay
Ho hanitra ankasitrahanao
Fa burpwv tratr'izao taon-jobily izao
Raiso re izany tononkira.serasera.org saotra aterinay
Ho Anao ry Tompo oh!
Ekeo ho Anao Ray oh!
2- Atolotray ny tenanay izao
Hanao izay sitrakao ry Tompo
Ho voninahitry ny Anaranao
Hanetry imeyogzf tena sy hanompo
3- Omeo hery ny mpanomponao
Hanavao ny fifankatiavanay
Ka hanatanteraka ny asanao
Ho orim_batonao mandrakizay
ref: Havaozy Tompo ny fiangonanao
Hifankatia sy hiasa ho Anao
Ny fanoloran-tena ataonay
Ho hanitra ankasitrahanao
--------
Lien:
Commentaires
hery
(
03/10/2019 17:16)
Iza no mihira an'ity azafady?
ikalamako
(
02/04/2020 12:26)
FJKM ambohimamory hono... nefa misy Taniketsa sy Oriela ato dia tsy haiko na mbola hafa koa ity.. alefako any amin'ny Oriela aloha lol
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Oriela Maintimolaly FJKM AmbohimamoryVisites : 1451
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AnjaTOA
Date : 02/04/2020 12:26
