Havaozy ry Tompo ( hira faneva 150taona FJKM Ambohimamory) (Oriela Maintimolaly FJKM Ambohimamory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Midera Anao izahay izao ry Ray
Fa tratr'izao taon-jobily izao
Raiso re izany saotra aterinay
Ho Anao ry Tompo oh!
Ekeo ho Anao Ray oh!

2- Atolotray ny tenanay izao
Hanao izay sitrakao ry Tompo
Ho voninahitry ny Anaranao
Hanetry tena sy hanompo

3- Omeo hery ny mpanomponao
Hanavao ny fifankatiavanay
Ka hanatanteraka ny asanao
Ho orim_batonao mandrakizay

ref: Havaozy Tompo ny fiangonanao
        Hifankatia sy hiasa ho Anao
       Ny fanoloran-tena ataonay
       Ho hanitra ankasitrahanao
--------
Link:
Comments
hery ( 03/10/2019 17:16)
Iza no mihira an'ity azafady?
ikalamako ( 02/04/2020 12:26)
FJKM ambohimamory hono... nefa misy Taniketsa sy Oriela ato dia tsy haiko na mbola hafa koa ity.. alefako any amin'ny Oriela aloha lol
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Oriela Maintimolaly FJKM Ambohimamory
Hits : 1207
Likes : 0 Like
Created by : AnjaTOA
Date : 02/04/2020 12:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4161