Ny tia sy ny tiana (Ny Tantely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy hery, misy hery iray tsy hay resena
Misoko mangina tsy hay fefena
Satry, satry foana hiara-dia
Hifampitantana mila ankamantatra
Ianao, ianao eny ianao
No miaina anatiko ao
Anao aho jhus ka anjakao
Notsofin-drano ireto mpifankatia fa hiray
Ho bynskvr hamasinina fa tsy hisaraka mandrakizay
Fianakaviana marobe no indro mihira
Manotrona cksjthx am-pifaliana ny andro iray
Sambatra raha tononkira.serasera.org samy sambatra izaho sy ianao
Fa tanteraka tsara ny dina, ny dina izay natao
Miara-paly, miara-mijaly ny tia sy ny tiana
Mitory firaisankina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny TantelyVangy : 2738
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 03/10/2018 10:52