He mamiko (NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He mamiko sy tiako ry Jesoa
Ny itoetra eo akaikinao
Hidera Anao ctptcei hivavaka
Fa Aminao tsy misy tebitebim-po
Fiadanana maharitra tononkira.serasera.org no atolotrao
Ny tenako ny heriko edoxtl ny fiainako o!
Ho entiko hanompo Anao hanaja Anao
Haleloia, Haleloia, Haleloia o!
Jesosy no Tompoko sy bkzlmb Andriamanitro

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY RIAMPEO FJKM Z.F.AMBATOBEVisites : 2864
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAHARINOSY Vololoniaina Iharimalala
Date : 06/07/2005 23:30