MATOKIA (Ny ravin'oliva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Raha hifatana izato diako izato
Tompo o! Efa niezaka tsy niato
Ho tafita hahavita ve?
Mbola lavitra tsy hita
Tompo txfxlwg o! Mila ho trotraka,mila ho potraka

Fa niainga aho dia lasana
Tsy niandry,tsy nandrasana
Fa avy hatrany dia namonjy ilay kpcvi akany ×2

Tompo o! teny andalana aho
Toa torovana avokoa
Na ny saiko,na ny aiko,na ny fo
Tapa-kevitra aho fa hipetraka
Hiala sasatra aho fa reraka
Dia nitazana azpcx ity lalana mbola ho diavina

Kanjo tampoka nanorisory
Ilay fahavalo nampahory
Te hisakana,te hanakana tononkira.serasera.org izany dia ×2

Tompo o! nitanondrika aho
Sakodiavatra irery
Tsy nandroso,tsy niemotra fa toa very
Tompo o! ny ao anatiko ao
Efa very fanantenana
O! indrisy! Aiza intsony ilay kanàna

Kanjo tonga Ianao nisakambina
Tsy namela fa niambina
Dia niteny hoe matokia malakia ×3

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny ravin'oliva
Hits : 1712
Likes : 1 Like
Created by : tolotra23
Date : 27/12/2017 10:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0615