Hisaotra an'i Jehovah (Ny Mpidera Tsiadana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Misaotra anao zahay izao
Ry Andriamanitray
Noho ireo soa nomenao anay, tratry izao an'io izao
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah, Hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, haleloia
2. Midera ny atiykbqf anaranao
Ry Jesosy Tompo ô
Fahasoavanao no natolotrao. Ho anay tsitoha ô!
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah. Hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, haleloia
3. Manadratr'avo ho anao zahay
Ry fanahy Masina ogexcna ô!
Lay mpitarika hananatranay, loharano velona
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah, hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. Haleloia, haleloia
Fa izahay hisaotra dvzwa an'i Jehovah, hatramin'ny izao
Ka ho mandrakizay. tononkira.serasera.org Haleloia, AMEN

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Mpidera TsiadanaVisites : 252
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahefanarivo
Date : 23/11/2025 19:27