Hifamatotra Aminao (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tao anatin'ny haizimpiton'ny famoizam-po
No niposaka ilay hazavana soa
Ny tànan'i Jesosy cwwbdy ilay mpamonjiko
No natsotrany mba ho avotro
Tsy nisalasala aho fa nanantona Anao
Tena mamiko ry Ray ny eo anilanao mandrakizay
Refrain:
Atsotrako ny tànako
Hitady vonjy Aminao ry pchsyq Ray
Atsotrako ny tànako
Hifamatotra amin'ny tànanao
Ka tsy hanahy intsony aho
Fa azo antoka mlkdhjey ny tantananao
Ry Tompo tia, ilay tsy mahafoy ahy, ho doria
2- Ny adim-piainako rehetra efa ravanao
Ka indro aho mpandresy noho lanao
K'izay mbola ho diaviko Tompo ô an-tànanao Raiso aho ho Anao ka anjakao
Tsy hisalasala aho fa hanantona Anao
Tena mamiko ry Ray ny eo anilanao mandrakizay
Refrain:.....
Bridge:
Raha ny satriko ry Ray
Dia ny hamihina Anao
Ka hazony mafy aho
Fa tsy mahatana Anao
Ka ho sambatra ny fo
Tsy mba hanana ahiahy
Eo anilanao tononkira.serasera.org mandrakizay
Refrain:....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)Hits : 348
Likes : 0 Like
Created by : Jayah2
Date : 13/02/2026 08:05