Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza manahy (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Jereo ange irony vorona irony e
Tsy mba mamafy na mijinja izy ireny
Tsy mitaona ho any an-tsompitra akory
Ilay Ray Mpahary tononkira.serasera.org no mamelombelona azy
Ref:
Aza manahy, oh aza manahy eee
Ny amin'izay mombamomba anao rehetra
Havako e, oh aza manahy eee
Mihoatra lavitra noho ireny anie ianao
2-
Diniho koa ny voninkazo any an-tsaha
Nampitafiany Voninahitr'izy ireny Tsy mamoly na miasa izany hoy aho Mainka fa ianao ve tsy mba ho jereny?
Pont:
Raha te hahita mihoatra an'izany katsaho aloha ny fanjakany eh Katsaho aloha ny fanjakany eh Dia aza manahy (eee)
Ref:
Aza manahy, oh oslnmu aza manahy eee
Ny amin'izay mombamomba urfpb anao rehetra
Havako e, oh aza manahy eee
Mihoatra lavitra noho ireny anie nglidtj ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)Vangy : 2036
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Faliana2402
Daty : 06/02/2025 13:32