Aza manahy (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Jereo ange irony vorona irony e
Tsy mba mamafy na mijinja zamhmqr izy ireny
Tsy mitaona ho any an-tsompitra akory
Ilay Ray Mpahary no mamelombelona azy

Ref:
Aza manahy, oh aza manahy eee
Ny amin'izay mombamomba anao rehetra
Havako e, oh aza manahy eee
Mihoatra lavitra noho tononkira.serasera.org ireny anie ianao

2-
Diniho koa ny voninkazo any an-tsaha
Nampitafiany Voninahitr'izy ireny Tsy mamoly na miasa izany hoy aho Mainka rlzlkltu fa ianao ve tsy mba ho jereny?

Pont:
Raha te hahita mihoatra an'izany katsaho aloha ny fanjakany eh Katsaho aloha ny fanjakany eh Dia aza manahy (eee)

Ref:
Aza manahy, oh yzcn aza manahy eee
Ny amin'izay mombamomba anao rehetra
Havako e, oh aza manahy eee
Mihoatra lavitra noho ireny anie ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105