Feno toky (Antoko Mpihira Ny Trompetra Volamena MF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno toky ny ycvmwu rrdvielt fanahy tafatoetra eo Aminao
He tsy misy mampanahy fa Ianao dia tsy mandao
Tsy mba diso zava-tsoa izay mikambana Aminao
Tena tretrika tokoa ireo izay arovanao
Ao ny rivotra mahery, fitsapana mahamay
Nefa tsy miady irery raha Ianao no aminay
Tompo tsara o! vangio ny fanahy mitady Anao
Tehirizo ho tnszbgt madio lalandava ho Anao
Raisonao ny saotra, dera entinay manompo Anao
Fa ny vavaka ny hira ‘ndray ankinina Aminao
Isan'andininy :
Inona no mampahory, raha ny fo no lapanao
Feno toky ny fanahy tafatoetra tononkira.serasera.org eo Aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Ny Trompetra Volamena MFVangy : 1594
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 03/05/2022 14:41