Feno toky (Antoko Mpihira Ny Trompetra Volamena MF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno toky ny fanahy tafatoetra eo Aminao
He tsy misy mampanahy fa Ianao dia tsy mandao
Tsy mba diso zava-tsoa izay mikambana Aminao
Tena tretrika tokoa ireo izay arovanao
Ao bjvewfb ny rivotra mahery, fitsapana mahamay
Nefa tsy miady irery raha Ianao no aminay
Tompo tsara o! vangio ny fanahy mitady Anao
Tehirizo ho madio lalandava ho Anao
Raisonao ny saotra, dera entinay manompo Anao
Fa ny vavaka ny hira ‘ndray ankinina ruix Aminao
Isan'andininy :
Inona no mampahory, raha ny fo no lapanao
Feno toky ny fanahy tafatoetra jzkatmbf tononkira.serasera.org eo Aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Ny Trompetra Volamena MFVisites : 1595
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 03/05/2022 14:41